Search

無料の電子書籍とオーディオブック

水と御霊の福音

マダガスカル語-英語  1

[Fiteny Malagasy-English] TENA EFA NATERAKA INDRAY TAMIN`NY RANO SY NY FANAHY MASINA VE IANAO? [Famoahana Vaovao Nohavaozina]-HAVE YOU TRULY BEEN BORN AGAIN OF WATER AND THE SPIRIT? [New Revised Edition]

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928227785 | ページ 1001

電子書籍とオーディオブックを無料でダウンロード

お好みのファイル形式を選択し、モバイル端末、PC、タブレットに安全にダウンロードして、説教集をいつでもどこでも読んだり聴いたりすることができます。すべての電子書籍とオーディオブックは完全無料です。

下記のプレーヤーでオーディオブックを聴くことができます。🔻
ペーパーバックを所有
Amazonでペーパーバックを購入
VOTOATINY
 
Fizarana Voalohany—Toriteny maro
1. Tsy maintsy mahalala momban’ny fahotantsika isika aloha raha te ho voavonjy (Marka 7:8-9; 20-23) — 21
2. Teraka mpanota ny olombelona (Marka 7:20-23) — 41
3. Raha mitandrina ny lalàna isika, afaka mamonjy antsika ve izany? (Lioka 10:25-30) — 55
4. Ny famonjena mandrakizay (Jaona 8:1-12) — 81
5. Ny Batisan’i Jesosy sy ny Sorompanavotana ho an’ny Fahotana (Matio 3:13-17) — 117
6. I Jesosy Kristy dia tonga tamin’ny alalan’ny rano, ny rà ary ny Fanahy Masina (1 Jaona 5:1-12) — 175
7. Ny batisan’i Jesosy dia ny antitype ny famonjena ho an’ny mpanota (1 Petera 3:20-22) — 217
8. Ny filazantsaran’ny sorompanavotana manankarena (Jaona 13:1-17) — 239
 
Fizarana Faharoa—Fanampiny maro
1. Fijoroana vavolombelona momba ny famonjena — 317
2. Fanazavana fanampiny — 341
3. Fanontaniana sy valiny — 379
 
(Malagasy)
Ny lohahevitra lehibe amin`ity boky ity dia "ny ateraka indray amin`ny rano sy ny Fanahy Masina." Manana ny maha-izy azy amin`ity lohahevitra ity izy. Raha atao teny hafa, ity boky ity dia milaza mazava amintsika izay atao hoe fahaterahana indray sy ny fomba ahaterahana indray amin`ny rano sy ny Fanahy Masina mifanaraka tsara amin`ny Baiboly. Ny rano dia maneho ny batisan`i Jesosy tao amin`ny Reniranon`i Jordana, ary milaza ny Baiboly fa ny fahotantsika rehetra dia natolotra tamin`i Jesosy rehefa natao batisa tamin`i Jaona Mpanao-batisa Izy. Jaona no solon`ny olombelona rehetra ary taranaky Aarona, ny Mpisoronabe. Aarona dia nametra-tanana tamin`ny lohan`ny osilahy fandefasana ary nampitondra ny fahotan`ny Isiraelita rehetra tamin`ny Andron`ny Sorompanavotana. Izany dia tandindona ny zavatra tsara ho avy. Ny batisan`i Jesosy no tena endriky ny fametrahan-tanana. Jesosy dia natao batisa amin`ny endrika fametrahan-tanana tao amin`ny Reniranon`i Jordana. Noho izany, nanaisotra ny fahotan`izao tontolo izao rehetra Izy tamin`ny alalan`ny batisany ary nohomboana tamin`ny hazo fijaliana mba handoavana ireo ota ireo. Saingy, ny ankamaroan`ny Kristiana dia tsy mahalala ny antony nanaovan`i Jesosy batisa tamin`i Jaona Mpanao-batisa tao amin`ny Reniranon`i Jordana. Ny batisan`i Jesosy no teny fototra amin`ity boky ity ary anisan`ny tsy azo ihodivirana amin`ny Filazantsaran`ny rano sy ny Fanahy Masina. Amin`ny finoana ny batisan`i Jesosy sy ny Hazo Fijaliany ihany no ahafahantsika ateraka indray.
 
(English)
This title’s main subject is "to be born again of Water and the Spirit." It has the originality on the subject. In other words, this book clearly tells us what being born again is and how to be born again of water and the Spirit in strict accordance with the Bible. The water symbolizes the baptism of Jesus at the Jordan and the Bible says that all our sins were passed on to Jesus when He was baptized by John the Baptist. John was the representative of all mankind and a descendant of Aaron, the High Priest. Aaron laid his hands on the head of the scapegoat and passed all the yearly sins of the Israelites onto it on the Day of Atonement. It is a shadow of the good things to come. The baptism of Jesus is the antitype of the laying on of hands. Jesus was baptized in the form of the laying on of hands at the Jordan. So He took away all the sins of the world through His baptism and was crucified to pay for the sins. But most Christians don’t know why Jesus was baptized by John the Baptist in the Jordan. Jesus’ baptism is the keyword of this book and the indispensable part of the Gospel of the Water and the Spirit. We can be born again only by believing in the baptism of Jesus and His Cross.
 
 Next 
Malagasy 2: MIVERENA AMIN’NY FILAZANTSARAN’N Y RANO SY NY FANAHY
MIVERENA AMIN’NY FILAZANTSARAN’N Y RANO SY NY FANAHY
 
English 2: RETURN TO THE GOSPEL OF THE WATER AND THE SPIRIT
RETURN TO THE GOSPEL OF THE WATER AND THE SPIRIT [New Revised Edition] 
もっと見る

このタイトルに関連する書籍

The New Life Mission

アンケートに答える

当サイトをどのようにお知りになりましたか?