• 所有新生命宣教会 The New Life Mission 网站上的电子书和有声书均可免费下载
  • 探索以多种语言提供的全球性讲道
  • 查看我们已翻译成27种语言的网站
  • 第1卷新修订版已全新推出
Search

免费电子书和有声读物

使徒保罗写给罗马人的书信

马达加斯加语  5

Ny Fahamarinan’Andriamanitra izay voambara ao amin’ny Romana - Ny Tompontsika Ilay tonga fahamarinan’Andriamanitra (I)

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928260034 | 页码 429

下载免费电子书和有声读物

选择您喜欢的文件格式,安全下载到手机、电脑或平板电脑,随时随地阅读和收听讲道集。所有电子书和有声读物都完全免费。

您可以通过下方播放器收听有声读物。🔻
拥有平装书
在亚马逊购买平装书
VOTOATIN-DRESAKA

Sasin-teny 

TOKO Faha-1 
1. Fampidirana ny Romana Toko Faha-1 
2. Ny fahamarinan’Andriamanitra izay nambara ao amin’ny Filazantsara (Romana 1:16-17) 
3. Ny marina ho velon’ny finoana (Romana 1:17) 
4. Ny marina mivelona amin’ny finoana (Romana 1:17-18) 
5. Ireo manafoana ny fahamarinana amin’ny tsy fahamarinana (Romana 1:18-25) 

TOKO Faha-2 
1. Fampidirana ny Romana Toko Faha-2 
2. Ireo tsy miraharaha Ny fahasoavan’Andriamanitra (Romana 2:1-16) 
3. Ny famorana dia amin’ny Fo (Romana 2:17-29) - 

TOKO Faha-3 
1. Fampidirana ny Romana Toko Faha-3 
2. Avy amin’ny Finoana irery ihany ny famonjena amin’ny fahotana (Romana 3:1-31) 
3. Moa ve mba misaotra an’Andriamanitra ny amin’ny Tompo ianao? (Romana 3:10-31) 

TOKO Faha- 4 
1. Fampidirana ny Romana Toko Faha-4 
2. Ireo izay efa nandray ny fitahiana avy any an-danitra tamin’ny alalan’ny finoana (Romana 4:1-8) - 

TOKO Faha-5 
1. Fampidirana ny Romana Toko Faha-5 
2. Amin’ny alalan’ny lehilahy iray (Romana 5:14) 

TOKO Faha-6 
1. Fampidirana ny Romana Toko Faha-6 
2. Ny tena dikany marina amin’ny Batisan’I Jesosy (Romana 6:1-8) 
3. Atolory ny Tenanareo ho lasa fitaovan’ny fahamarinana (Romana 6:12-19) 
 
Ny filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy no fahamarinan’Andriamanitra
 
Ireo teny ato amin’ity boky ity dia hameno ny hetahetan’ny fonao. Ireo kristianina ankehitriny dia mitohy miaina na dia tsy mahafantatra ny vahaolana ho an’ny fahotany ankehitriny izay atao izy ireo isan’andro. Moa ve mba fantatrao ny atao hoe fahamarinan’Andriamanitra? Manantena aho fa hanontany ny Tenanao an’ity fanontaniana ity ianao ary hino ny fahamarinan’Andriamanitra, izay voalaza ato amin’ity boky ity.
Ny fahamarinan’Andriamanitra dia miaraka amin’ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy. Saingy, tahaka ny harena sarobidy, izay nafenina tsy ho hitan’ny mason’ireo mpanaraka fivavahana hatrin’ny ela. Vokatr’izany, maro  ny olona no lasa miantehitra sy mirehareha amin’ny fahamarinany manokana raha tokony hino ny fahamarinan’Andriamanitra. Noho izany, ny fotom-pampianaran’ny kristianina izay tsy misy dikany no lasa mifehy ny finoana ao am-pon’ireo mpino, toy ny hoe ny fotom-pampianaran’izy ireo no fahamarinan’Andriamanitra. 
Ny fotom-pampianarana momban’ny fanendrena mialoha, fahamarinana, ary ny fanamasinana tsikelikely no tena fototry ny fampianarana kristianina, izay mitondra fahasahiranan-tsaina sy fahambangana ao amin’ireo fanahin’ireo mpino maro. Kanefa ankehitriny, maro ny kristianina tokony manavao ny fahafantarany an’Andriamanitra, sy mianatra ny momban’ny fahamarinany ary manohy ny finoana azo antoka. 
“Ny Tompontsika Ilay tonga Fahamarinan’Andriamanitra” dia hitondra fahatakarana lehibe ho an’ny fanahinao ary hitarika azy amin’ny fiadanana. Ny mpanoratra dia maniry anao mba hahazo ny fitahian’ny fahafantarana ny fahafantarana ny fahamarinan’Andriamanitra. Ny fitahianan’Andriamanitra anie ho aminao!
更多

与该标题相关的书籍

The New Life Mission

参加我们的调查

您是如何了解到我们的?