Search

សៀវភៅបោះពុម្ព សៀវភៅជាសម្លេង
និងសៀវភៅអេឡិចត្រូនិកដែលឥតគិតថ្លៃ

ដំណឹងល្អអំពីទឹក និងព្រះវិញ្ញាណ

[Malagasy-Français] Moa ve hianareo tena ateraky ny rano sy ny Fanahy indray?-Êtes-vous vraiment né de nouveau d’eau et d’Esprit?
  • ISBN978-89-282-2986-4
  • ទំព័រ752

ម៉ាឡាយ៉ា-បារាំង 1

[Malagasy-Français] Moa ve hianareo tena ateraky ny rano sy ny Fanahy indray?-Êtes-vous vraiment né de nouveau d’eau et d’Esprit?

Rev. Paul C. Jong

VOTOATIN-DRESAKA
 
Fizarana Voalohany—Toriteny
1. Tsy Maintsy Mahalala Momban’Ny Fahotantsika Isika Aloha Raha Te Ho Voavonjy (Marka 7:8-9, 20-23)
2. Nateraka Ho Mpanota Ny Olombelona (Marka 7:20-23) 
3. Raha Manara-Dalana Ve Isika, Dia Afaka Hamonjy Antsika Ve Izany? (Lioka 10:25–30) 
4. Ny Fanavotana Mandrakizay (Jaona 8:1-12) 
5. Ny Batisan’I Jesosy Sy Ny Fanavotana Ny Ota (Matio 3:13-17) 
6. I Jesosy Kristy Ilay Avy Tamin’Ny Rano, Ny Ra Sy Ny Fanahy (1 Jaona 5:1-12) 
7. Ny Batisan’I Jesosy No Tandindon’Ny Famonjena Ho An’Ny Mpanota (1 Petera 3:20-22) 
8. Ny Filazantsaran’Ny Fitobahan’Ny Fanavotana (Jaona 13:1-17) 
 
Fizarana Faharoa—Fanazavana Fanampiny
1. Fanazavana Fanampiny 
2. Fanontaniana Sy Valiny 
 
(Malagasy)
NY VOTOATIN`ITY LOHAHEVITRA ITY DIA "FOMBA HAHATERAHANA INDRAY AMIN`NY RANO SY FANAHY". Manana fototra ifotorany amin`ity lesona ity. Na koa,, ity boky ity no manambara mazava amintsika NY atao hoe fahaterahana indray Sy NY fomba hahaterahana indray amin`ny rano Sy NY Fanahy izay Tena mifanaraka amin`ny Baiboly. NY rano no anoharanan`ny Batisan`i Jesosy tao Jordana ary ambaran`ny Baiboly fa NY fahotantsika rehetra dia efa nafindra tamin`i Jesosy rehefa nataon`i Jaona mpanao batisa batisa Izy. Jaona no solon-tenan`ny olombelona rehetra ary avy amin`ny taranaky Arona mpisoronabe. Nametraka ny tanany teo ambony lohan`i Azazela i Arona MBA hamindrana NY fahotan`ny vahoakan`Israely nandritry NY taona hoe amin`iny tamin`ny Andro fanavotana. Izany no aloky NY zava-tsoa ho avy. NY Batisan`i Jesosy no tenan`ny tadindon`ny fametrahan-tanana. Vita batisa tamin`ny endrika NY fametrahan-tanana tao Jordana Jesosy. Ka nanaisotra ny fahotan`izao tontolo izao rehetra tamin`ny alalan`ny Batisany ary nombohina tamin`ny hazofijaliana MBA handoa NY onitry NY fahotana. Kanefa NY ankamaroan`ny Kristianina dia tsy mahalala NY Antony nanaovan`i Jesosy batisa tamin`ny alalan`i Jaona tao Jordana. NY Batisan`i Jesosy no votoanton-dresaka ATO amin`ity boky ity, ary NY singa Tena ilaina ao amin`ny filazantsaran`ny rano Sy NY Fanahy. Amin`ny alalan`ny Finoana NY Batisan`i Jesosy Sy NY Hazofijaliany irery ihany no ahafahantsika NY ho ateraka indray.
 
(Français)
Le sujet principal de ce titre est "être né de nouveau d`Eau et d`Esprit". L`originalité se trouve dans le sujet. En d`autres termes, ce livre nous dit clairement ce que signifie être né de nouveau et comment naître de nouveau d`eau et d`Esprit en accord strict avec la Bible. L`eau symbolise le baptême de Jésus au Jourdain et la Bible dit que tous nos péchés ont été transférés sur Jésus quand Il a été baptisé par Jean Baptiste. Jean était le représentant de toute l`humanité et descendant d`Aaron le Souverain sacrificateur. Aaron posait ses mains sur la tête du bouc émissaire et transférait tous les péchés annuels des Israélites dessus au Jour de l`Expiation. C`est une ombre des bonnes choses à venir. Le baptême de Jésus est l`antitype de l`imposition des mains. Jésus a été baptisé sous la forme d`une imposition des mains au Jourdain. Donc Il a enlevé tous les péchés du monde à travers Son baptême et a été crucifié pour payer pour les péchés. Mais la plupart des Chrétiens ne savent pas pourquoi Jésus a été baptisé par Jean Baptiste au Jourdain. Le baptême de Jésus est le mot clé de ce livre, et la partie indispensable de l`Évangile de l`Eau et de l`Esprit. Nous pouvons être nés de nouveau seulement en croyant au baptême de Jésus et Sa Croix.
 
 Next 
Malagasy 2: MIVERENA AMIN’NY FILAZANTSARAN’N Y RANO SY NY FANAHY
 
ទាញយកសៀវភៅអេឡិចត្រូនិក
PDF EPUB

សៀវភៅដែលទាក់ទងនឹងចំណងជើងនេះ