Search

GRATIS E-BOOKS EN AUDIOBOEKEN

De Brief van Paulus de Apostel aan de Romeinen.

Malagasy  6

Ny Fahamarinan’Andriamanitra izay voambara ao amin’ny Romana - Ny Tompontsika Ilay tonga fahamarinan’Andriamanitra (II)

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928260041 | Pagina’s 490

Download GRATIS e-books en audioboeken

Kies uw gewenste bestandsformaat en download veilig naar uw mobiele apparaat, PC of tablet om de prekencollecties overal en altijd te lezen en te beluisteren. Alle e-books en audioboeken zijn volledig gratis.

U kunt het audioboek beluisteren via de onderstaande speler. 🔻
Bezit een paperback
Koop een paperback op Amazon
VOTOATIN-DRESAKA

Sasin-teny 

TOKO Faha-7 
1. Fampidirana ny Toko Faha-7 
2. Ny fototry ny finoan’i Paoly: fiombonana amin’i Kristy rehefa avy maty noho ny fahotana (Romana 7:1-4) 
3. Ny Antony ahafahantsika Midera ny Tompo (Romana 7:5-13) 
4. Ny nofontsika dia manompo ny nofo ihany (Romana 7:14-25) 
5. Ny nofo dia manatanteraka ny lalàn’ny fahotana (Romana 7:24-25) 
6. Derao ny Tompo, Ilay Mpamonjy ny mpanota (Romana 7:14-8:2) 

TOKO Faha-8 
1. Fampidirana ny Toko Faha-8 
2. Ny fahamarinan’Andriamanitra, no fahatanterahan’ny Fepetra takiana amin’ny Lalàna (Romana 8:1-4) 
3. Iza no atao hoe Kristianina? (Romana 8:9-11) 
4. Ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana, fa ny fihevitry ny fanahy kosa dia fiainana sy fiadanana (Romana 8:4-11) 
5. Mandeha amin’ny fahamarinan’Andriamanitra (Romana 8:12-16) 
6. Ireo izay handova ny Fanjakan’Andriamanitra (Romana 8:16-27) 
7. Ny Fiavian’ny Tompo Fanindroany sy Ny Fanjakana Arivo Taona (Romana 8:18-25) 
8. Ny Fanahy Masina no manampy Ny olo-marina (Romana 8:26-28) 
9. Miara-miasa hahasoa ny zava-drehetra (Romana 8:28-30) 
10. Ny foto-pampianarana diso (Romana 8:29-30) 
11. Ny Fitiavana mandrakizay (Romana 8:31-34) 
12. Iza no Sahy Mijoro hanohitra antsika? (Romana 8:31-34) 
13. Iza no hanasaraka ny olo-marina amin’ny fitiavan’i Kristy? (Romana 8:35-39) 

TOKO Faha-9 
1. Fampidirana ny Toko Faha-9 
2. Tokony ho fantatsika fa ny fanendrena mialoha dia efa voaomana tao amin’ny fahamarinan’Andriamanitra (Romana 9:9-33) 
3. Diso ve Andriamanitra raha tia an’i Jakoba? (Romana 9:30-33)  

TOKO Faha- 10 
1. Fampidirana ny Toko Faha-10 
2. Ny finoana marina dia avy amin’ny alalan’ny fihainoana (Romana 10:16-21) 
 
TOKO Faha-11 
1. Hovonjena ve ny Isiraely? 
 
TOKO Faha-12 
1. Havaozy ny sainao Eo anatrehan’Andriamanitra 
 
TOKO Faha-13 
1. Miaina ho an’ny fahamarinan’Andriamanitra 
 
TOKO Faha-14 
1. Aza Mifampitsara 
 
TOKO Faha-15 
1. Andeha isika hanaparitaka ny Filazantsara Manerana izao tontolo izao 
 
TOKO Faha-16 
1. Mifampiarahabà 

Tsy maintsy manary ny fahamarinanao ianao ary mino ny fahamarinan’Andriamanitra Mangarahara ny fahamarinan’Andriamanitra ary tsy mitovy amin’ny fahamarinan’ny olombelona. Ny fahamarinan’Andriamanitra dia aseho ao amin’ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy, izay vita tamin’ny batisan’i Jesosy tamin’i Jaona sy ny rany teo amin’ny Hazo fijaliana. Tsy maintsy miverina amin’ny finoana ny fahamarinan’Andriamanitra isika dieny mbola tsy tara loatra. Fantatrao ve hoe nahoana i Jesosy no tsy maintsy nataon’i Jaona Mpanao batisa? Raha tsy nanao batisa an’i Jesosy i Jaona, dia tsy ho nafindra teo Aminy ny fahotantsika. I Jaona Mpanao Batisa no lehilahy lehibe indrindra tamin’ny olona rehetra, ary ny batisa izay nomeny an’i Jesosy no takina tanteraka amin’Andriamanitra hanalana ny fahotantsika amintsika sy amin’i Jesosy. Ireo zavatra rehetra ireo dia nanova tanteraka ny fahatakarako taloha ny amin’ny atao hoe ateraka indray, raha tsy fantatro afa-tsy ny ra teo amin’ny Hazo fijaliana. Andriamanitra izao dia efa nampianatra anao ny fahamarinany mba hahafantarantsika sy hinoantsika tanteraka ny fahamarinany. Misaotra ny Tompo aho noho ireo fitahiana rehetra ireo.
Meer

Boeken gerelateerd aan deze titel

The New Life Mission

Doe mee aan ons onderzoek

Hoe heeft u over ons gehoord?