Search

SÁCH ĐIỆN TỬ VÀ SÁCH NÓI MIỄN PHÍ

Đền tạm

Tiếng Malagasy  9

NY TABERNAKELY:Sarintsarin’i Jesosy Kristy amin’ny antsipiriany (I)

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928260355 | Trang 439

Tải xuống sách điện tử và sách nói MIỄN PHÍ

Chọn định dạng tệp ưa thích và tải xuống an toàn vào điện thoại di động, máy tính hoặc máy tính bảng để đọc và nghe các bộ sưu tập bài giảng mọi lúc mọi nơi. Tất cả sách điện tử và sách nói đều hoàn toàn miễn phí.

Bạn có thể nghe sách nói qua trình phát bên dưới. 🔻
Sở hữu sách in
Mua sách in trên Amazon
LOHAHEVITRA

Teny fampidirana 
1. Ny Famonjena ny mpanota izay naseho tao amin’ny tabernakely (Eksodosy 27:9-21) 
2. Ny Tompontsika no Nijaly ho antsika (Isaia 52:13-53:9)
3. Yaveh Andriamanitra velona (Eksodosy 34 :1-8)
4. Ny antony niantsoan’Andriamanitra an’i Mosesy ho any an-tendrombohitra Sinay (Eksodosy 19:1-6) 
5. Ahoana no fomba nahatongavan’ny Israelita nanolotra fanatitra tao amin’ny tabernakely: Ny tantara niaviany (Genesisy 15:1-21) 
6. Mbola mandaitra amintsika ny teny fikasan’Andriamanitra naorina tao amin’ny fanekeny momba ny famorana (Genesisy 17:1-14) 
7. Ny fitaovana fanorenana ny tabernakely izay nametraka ny fototry ny finoana (Eksodosy 25:1-9) 
8. Ny lokon’ny vavahadin’ny kianjan’ny tabernakely (Eksodosy 27:9-19)
9. Ny finoana naseho tao amin’ny alitaran’ny fanatitra dorana (Eksodosy 27:1-8) 
10. Ny finoana naseho tao amin’ny Tavy (Eksodosy 30:17-21) 
11. Fijoroana vavolombelona momba ny famonjena 

Ahoana no ahafahantsika mahita ny fahamarinana miafina ao amin’ny Tabernakely? Amin’ny fahafantarana ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy irery ihany, ilay singa fototry ny Tabernakely, no ahafahantsika mahatakatra tsara ary mahalala ny valin’ity fanontaniana ity.
Ny marina, dia ny manga, ny volom-parasy, sy ny mena, ary ny rongony fotsy madinika eo am-bavahadin’ny kianjan’ny Tabernakely no maneho antsika ny asa fanompoan’I Jesosy Kristy aty amin’ny fotoanan’ny Testameta vaovao izay namonjeny ny olombelona. Arak’izany, ny teny momban’ny Tabernakely ao amin’ny Testameta taloha sy ny Teny ao amin’ny Testameta vaovao dia mifanakaiky sy tena mifandray tokoa, toy ny rongony fotsy madinika. Saingy mahonena, fa voa-afina hatry ny ela tamin’ireo mpikaroka fahamarinana ao amin’ny Kristianisma ity fahamarinana ity.
Tamin’ny nahatongavany teto an-tany, Jesosy Kristy dia nataon’I Jaona batisa ary nandatsaka ny ràny teo amin’ny Hazofijaliana. Raha tsy misy fahatakarana sy finoana ny filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy, dia tsy nisy tamintsika nahita ny fahamarinana aseho ao amin’ny Tabernakely. Tsy maintsy mianatra ity fahamarinan’ny Tabernakely ity isika izao ary mino izany. Mila mahalala sy mino ny fahamarinana amin’ny manga, volom-parasy, sy ny mena ary ny rongony fotsy madinika eo amin’ny vavahadin’ny kianjan’ny Tabernakely isika.
Thêm
Sách In Miễn phí
Thêm sách in vào giỏ

Những sách liên quan đến tựa đề này

The New Life Mission

Tham gia khảo sát của chúng tôi

Bạn biết đến chúng tôi qua đâu?